mg.json 7.6 KB

12345678910111213141516171819202122232425262728293031323334353637383940414243444546474849505152535455565758596061626364656667686970717273747576777879808182838485
  1. {
  2. "@metadata": {
  3. "authors": [
  4. "Jagwar",
  5. "Seb35"
  6. ]
  7. },
  8. "config-desc": "Fandaharana mametraka an'i MediaWiki",
  9. "config-title": "Fametrahana an'i MediaWiki $1",
  10. "config-information": "Fampahalalana",
  11. "config-localsettings-upgrade": "Hita ny <code>LocalSettings.php</code>.\nMba hanavao ity fametrahana ity, atsofohy ny sandan'i <code>$wgUpgradeKey</code> amin'ny saha eo ambany.\nHo hitanao eo amin'i <code>LocalSettings.php</code> ilay izy.",
  12. "config-localsettings-key": "Lakile fanavaozana:",
  13. "config-localsettings-badkey": "Diso ilay lakile fanavaozana natsofokao.",
  14. "config-localsettings-connection-error": "Nisy hadisoana nitranga teo am-pametrahana ny fifandraisana amin'ny banky angona miaraka amin'ny parametatra voalaza ao amin'i <code>LocalSettings.php</code>. Vahao ny olan'ireo parametatra ireo dia avereno fanindroany.\n\n$1",
  15. "config-session-error": "Hadisoana teo am-panombohana ny fidirana : $1",
  16. "config-your-language": "Ny fiteninao :",
  17. "config-your-language-help": "Hifidy ny teny ilaina amin'ny piraosesy fametrahana.",
  18. "config-wiki-language": "Fiteny ho ampiasain'ny wiki :",
  19. "config-wiki-language-help": "Hifidy ny teny hanoratana ny votoatin'ny wiki.",
  20. "config-back": "← Miverina",
  21. "config-continue": "Manohy →",
  22. "config-page-language": "Fiteny",
  23. "config-page-welcome": "Tonga soa eto amin'i MediaWiki !",
  24. "config-page-dbconnect": "Hiditra eo amin'i banky angona",
  25. "config-page-upgrade": "Hanavao ny fametrahana efa misy",
  26. "config-page-dbsettings": "Parametatry ny banky angona",
  27. "config-page-name": "Anarana",
  28. "config-page-options": "Safidy",
  29. "config-page-install": "Apetraka",
  30. "config-page-complete": "Tapitra!",
  31. "config-page-restart": "Hamerina ny fametrahana",
  32. "config-page-readme": "Vakio aho",
  33. "config-page-releasenotes": "Resaka mikasika ilay versiona",
  34. "config-page-copying": "Hala-tahaka",
  35. "config-page-upgradedoc": "Fanavaozina",
  36. "config-page-existingwiki": "Wiki efa misy",
  37. "config-help-restart": "Tianao hofafana avokoa ve ny data voaangona natsofokao ary hamerina ny fizotran'ny fametrahana ?",
  38. "config-restart": "Eny, avereno atao",
  39. "config-welcome": "=== Fanamarinana mikasika ny tontolo ===\nNy fanamarihana tsotsotra dia atao hijerena raha mety ho ana rindrankajy Mediawiki ny tontolo.\nTadidio ny mametraka ireto torohay ireo raha mitady fanohanana mikasika ny fomba famaranana ny fametrahana ianao.",
  40. "config-welcome-section-copyright": "== Zom-pamorona ary fepetra ==\n\n$1\n\n\nIo fandaharana dia rindrambaiko maimaim-poana; dia afaka zarazarain ary ovaina araka ny fepetra ao amin'ny GNU General Public License navoakan'ny Free Software Foundation; na versiona 2 ao amin'ny lisansa, na (araka ny safidinao) versiona tatỳ aoriana.\n\nIo fandaharaa io dia zaraina amin'ny fanantenana fa ho ilaina, anefa kosa dia <strong>tsy misy fiantohana</strong>; tsy misy fiantohana mikasika ny <strong>fivarotana azy</strong> na <strong>famendrehana ho azo ampiasaina amin'ny tranga iray manokana</strong>.\nJereo ny GNU General Public License hahazoana zavatra amin'ny antsipiriany.\n\nIanao dia tokony nandray [$2 kôpian'nyGNU General Public License ] miaraka amin'ny fandaharana ity; raha tsy izany, manorata any amin'ny Free Software Foundation, Inc., 51 Franklin Street, Fahadimy Floor, Boston, MA 02110-1301, USA, na [https://www.gnu.org/copyleft/gpl.html vakio ao amin'ny Internet izany].",
  41. "config-sidebar": "* [https://www.mediawiki.org MediaWiki fandraisana]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Help:Contents Torolalan'ny mampiasa]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Manual:Contents Torolalan'ny mpandrindra]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Manual:FAQ Fanontaniana mipetraka matetika]\n----\n* <doclink href=Readme>Vakio aho</doclink>\n* <doclink href=ReleaseNotes>Naoty famoahana</doclink>\n* <doclink href=Copying>Fandikàna</doclink>\n* <doclink href=UpgradeDoc>Fampihatsaràna</doclink>",
  42. "config-env-good": "Voamarina ny tontolo.\nAfaka apetrakao i MediaWiki.",
  43. "config-env-bad": "Voamarina ny tontolo.\nTsy afaka mametraka an'i MediaWiki ianao.",
  44. "config-env-php": "Misy ato PHP $1.",
  45. "config-env-hhvm": "Misy ato HHVM $1.",
  46. "config-unicode-using-intl": "Mampiasa ny [https://pecl.php.net/intl itatra PECL intl] ho an'ny fampifenerana Unicode.",
  47. "config-unicode-pure-php-warning": "<strong>Fampitandremana: </strong> Ny [https://pecl.php.net/intl itatra PECL intl] dia tsy misy mba hahazakana ny fampifenerana Unicode, ka mitontona amin'ny implementasiona PHP ranoray noho ny tsifisiany.\nRaha hametraka tranonkala be mpamangy ianao dia tokony mamaky ny [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Unicode_normalization_considerations ''Unicode normalization''] (amin'ny teny anglisy)",
  48. "config-db-type": "Karazana banky angona:",
  49. "config-db-host": "Anaran'ny lohamilin'ny banky angona:",
  50. "config-db-host-help": "Raha lohamila hafa ny lohamilin'ny banky angona, dia atsofohy eto ny anaran'ilay lohamilina na ny adiresy IP-ny.\n\nRaha mampiasa fampiantranoana iombonana ianao dia tokony hanome anao ny anaran-dohamilina izy ao amin'ny toromariny.\n\nRaha mametraka amin'ny lohamilina Windows ianao sady mampiasa MySQL, dia mety tsy mandeha ny anaran-dohamilina \"localhost\". Raha tsy mandeha ilay izy dia \"127.0.0.1\" no atao adiresy IP an-toerana.\n\nRaha mampiasa PostgreSQL ianao, dia avelaho ho fotsy ity saha ity ahafahana mifandray amin'ny alalan'ny socket Unix.",
  51. "config-db-username": "Anaram-pikamban'ny banky angona :",
  52. "config-db-password": "Tenimiafin'ny banky angona :",
  53. "config-db-prefix": "Tovom-banky angona:",
  54. "config-db-port": "Seranam-banky angona:",
  55. "config-header-mysql": "Parametatr'i MySQL",
  56. "config-header-postgres": "Parametatra PostgreSQL",
  57. "config-header-sqlite": "Parametatr'i SQLite",
  58. "config-invalid-db-type": "Karazana banky angona tsy ekena.",
  59. "config-mysql-innodb": "innoDB",
  60. "config-ns-generic": "Tetikasa",
  61. "config-ns-other": "Hafa (lazao)",
  62. "config-admin-name": "Ny anaranao :",
  63. "config-admin-password": "Tenimiafina :",
  64. "config-admin-email": "Adiresy imailaka :",
  65. "config-profile-wiki": "Wiki tsotra",
  66. "config-profile-no-anon": "Mila mamorona kaonty",
  67. "config-profile-fishbowl": "Mpanova mahazo alalana ihany",
  68. "config-profile-private": "Wiki tsy sarababem-bahoaka",
  69. "config-license": "Zom-pamorona ary lisansa :",
  70. "config-license-none": "Tsy misy lisansa any an-tongom-pejy",
  71. "config-email-user": "Avela mifandefa imailaka ny mpikambana",
  72. "config-email-user-help": "Hahafahan'ny mpikambana mifandefa imailaka raha omen'ny mpikambana alalana ao amin'ny safidiny.",
  73. "config-upload-deleted": "Petra-drakitra ho an'ny rakitra voafafa :",
  74. "config-extensions": "Fanitarana",
  75. "config-install-step-done": "vita",
  76. "config-install-step-failed": "hadisoana",
  77. "config-install-user": "Famoronana mpapiasan'ny banky angona",
  78. "config-install-tables": "Famoronana tabilao",
  79. "config-install-stats": "Fanombohana ny statistika",
  80. "config-install-keys": "Fanamboarana lakile miafina",
  81. "config-help": "fanoroana",
  82. "mainpagetext": "'''Tafajoro soa aman-tsara ny rindrankajy Wiki.'''",
  83. "mainpagedocfooter": "Vangio ny [https://meta.wikimedia.org/wiki/Help:Contents/fr Fanoroana ho an'ny mpampiasa] ra te hitady fanoroana momba ny fampiasan'ity rindrankajy ity.\n\n== Hanomboka amin'ny MediaWiki ==\n\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Manual:Configuration_settings Lisitra ny paramètre de configuration]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Manual:FAQ/fr FAQ momba ny MediaWiki]\n* [https://lists.wikimedia.org/mailman/listinfo/mediawiki-announce Resaka momba ny fizaràn'ny MediaWiki]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/Special:MyLanguage/Localisation#Translation_resources Localise MediaWiki for your language]"
  84. }